Henri Charles Randriamahefa

«Zo ny mitaky fa arahana ny dingana»


  • Talata 11 Jona 2024

Manao antsoavo ny vahoaka sy ny kandida aho hoe aoka hiandry am-pitoniana

ny valim-pifidianana avoakan’ny CENI sy HCC, hoy ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Moramanga teo aloha, Henri Charles Randriamahefa. Vita iny, hoy izy, ny fampielezankevitra, ny latsa-bato. Tsy isika kandida na mpanao politika indray no hiantso vahoaka tsy hanaiky ilay vokatra. Mazava ny dingana ho an’izay olona mahatsapa tsy fihetezan-javatra nandritr’ilay fifidianana. Afaka mametraka fitoriana any amin’ny HCC. Afaka manao fampitahana. Tokony hiandry am-pitoniana ny valiny ofisialy fa tsy hanao fihantsiana. Zo ny mitaky fa arahana ny dingana na «procédure». Ny olana izao dia samy mampiaka-peo ho nahita tsy fanarahan-dalàna daholo izay resy, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT