Hemerson Andrianetrazafy

“Izay be sandry na avo vava no manao ny lalàna”


  • Alarobia 20 Septambra 2023

Nanamafy izay efa voalazany ny taona 2017 nefa hitany fa mbola mitombina mandrak’anio ilay mpahaitantara sady

mpanakanto, Hemerson Andrianetrazafy, dia ny hoe vao zaza madinika milalao kanety isika dia efa tsapa sahady ny tsindry. Izay be sandry na avo vava no manao ny lalàna mifehy ny lalao, hoy izy, hany ka hatreny amin'ireo olona nomena fahefana, izay tokony hiasa ho antsika, no manao izany toetra izany. Tsy lova ho babena anefa ny kolontsaina fa zaza tezaina sy trotroina. Mananjo sy safidy hametraka fomba fijery, fomba fiasa ary fomba fanao vaovao izay mifanaraka kokoa amin'ny vanin’androntsika isika fa tsy voatery hanohy ny fomba tsy mety nataon'ny razambe tany aloha. Izany fahafantarantsika ny zontsika hisafidy izany no loharanom-pahafahana, hoy hatrany ny izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT