Politique

Hary Razafindrazaka “Mifohaza ry malagasy”


  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022

Ho entina aiza ity firenena ity, hoy ny fanontanian’ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka? Ity “cybercriminalité” na heloka ana habaka

ity izany no ho entina managadra izay rehetra mampaneno ny lakolosy eto aminy tanàna, hoy izy? Mifohaza ry malagasy. Ny fanodinkodinana ny volam-bahoaka eto tsy mampigadra fa ny manohitohina ny fanjakana eo aminy Facebook dia mampigadra. Andeha isika hiaraka ampiray feo! Avoahay I Stan sy Malama, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT