Politique

Hary Razafindrazaka “Mamy io seza io amin’izao fiainana sarotra izao”


  • Talata 20 Septambra 2022

Tsy hametra-pialana aho hoy SEG, hoy ny fanehoan-kevitry ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka.

 Ahoana ny ahafahako manova aty ivelany hoy izy, hoy hatrany ny tenany namerina izay voalazan’ny sekretera jeneraly miadidy ny zandarimariam-pirenena? Asa izy angamba ilay hoe «l'exception qui confirme la règle»? «Le pouvoir corrompt» na hoe manova olona ny fahefana, hoy ny fitenenana. Sarotra ny manova ao anatiny izany rehefa mena ambany ny mena fa resaka ka atao. Mamy io seza io rehefa ao anatiny ao indrindra amin'izao fiainana sarotra izao, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT