Politique

Hary Razafindrazaka “Fahaiza-mitantana ve ny fandaniana vola be ?”


  • Alatsinainy 12 Septambra 2022

Tsara ny lalana vita, hoy ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka.

Izaho, hoy izy, tsy hanao velively hoe fa angaha azo hanina ny lalana fa dia tena fahaiza-mitantana ve ny fandaniana vola be toy izao ao anatin’ny fangirifiriana iainan’ny vahoaka amin'izao fotoana izao? Ny karaman’ny mpiasa sy ny vatsimpianarana ary ny hafa tsy tambo isaina anefa tsy voaloha. Sa volany babanareo no anaovanareo lanonana any, hoy hatrany ny tenany ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT