Hary Razafindrazaka

«Avy indray ireto mpisolelaka manara-penitra fitondrana»


  • Alatsinainy 11 Novambra 2024

Rehefa avy namotika ny asan’ny vahoaka, namotika ny fitaovan’ny vahoaka ny jiro tapatapaka ka azo lazaina hoe

mandroso miverina amin’ny laoniny dia avy indray ireto mpisolelaka manara-penitra fitondrana mi-werawera araka ny fomba fanaony, hoy ny mpanao politika, Hary Razafindrazaka. Tsy aleo ve mba akombona io vava io indraindray, hoy izy? Asa raha fantatrareo mpisolelaka ireo fa faty antoka no nahazo olona maro noho ny fahasimbàna sy ny tsy nahafahana niasa fotsiny izao? Asa na fantatrareo na tsia fa tsy maintsy hiverina ireny fahatapahana ireny satria bokatrosa ny JIRAMA ary tsy ho afaka hanampy azy mandrakizay ny fanjakana? «Soyons un peu modeste!» hoy ny teny frantsay. Mbola lavitra ny famahana ny olana isika izao. Fanampinampenana ny fery no atao androany fa ny loharanon’ny olana mbola mitoetra, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT