Hajo Andrianainarivelo

«Ninia tsy niresaka 7 febroary 2009 aho»


  • Zoma 09 Febroary 2024

Ninia tsy niresaka ny 7 febroary 2009 aho, hoy ny filohan’ny antoko politika Malagasy

miara-miainga na MMM, Hajo Andrianainarivelo, omaly ho fanomezam-boninahitra ny maty sy naratra tamin'ireo hetsi-bahoaka rehetra nisy teto amin'ny firenena hatramin'ny niverenan'ny fahaleovantena. Nitaky fanovàna no tena anton'ireny tolona ireny, hoy izy. Nitaky ny hanatsaràna ny tontolon'ny demokrasia sy hanatsaràna ny fiainam-bahoaka fa tsy sanatria te haka sy hifikitra amin'ny fahefana fotsiny. Tsy fombako izany ary izay no nialàna tao amin'io fitondràna io. Tsy misy ilay fanovàna fa ny fahadisoana nataon'ny teo aloha ihany no tohizan'ny mpitondra ankehitriny. Isika, hoy hatrany ny tenany, dia vonona foana hanohy ny tolona hisian’ny fanovàna ho an’ny tanin-janaka. Vonona hijoro sy hitarika any amin’ny lalana mahitsy hatrany isika, hoy i Hajo Andrianainarivelo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT