Politique

Guy Rivo Randrianarisoa “Tsy mahamenatra ny mifona”


  • Zoma 07 Oktobra 2022

Ny heloka hibaboana mody rariny, hoy ny minisitra teo aloha, Guy Rivo Randrianarisoa. Ekeo rehefa diso, hoy izy. Tsy misy tsara noho ny mifona.

Tsy mahamenatra anefa ny miteny any am-boalohany hoe tsy haiko ny manao ity asa ity, hoy hatrany ny tenany. Hafatra heverina ho miantefa amin’ny olompirenena rehetra izany kanefa heverina ihany koa fa tena misy hifandraisany betsaka amin’ny fomba fitantanana ny firenena ankehitriny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT