Politique

Fivorian’ny CST sy CT Niaro ny fanatanterahana azy Raharinaivo sy Jly Dolin


  • Alarobia 19 Oktobra 2011

Nanoloana ny fanakianana an-gazety nilaza ny tsy tokony hanatanterahana ny fivoriana ara-potoana faharoan’ny rafitra mpanao lalŕn’ny tetezamita, ny CST sy CT dia niaro fatratra an’izany ny filohan’ireo andrim-panjakana ireo omaly tamin’ny kabary fanokafana ny fotoam-pivoriany avy.

 Samy nanamafy na Raharinaivo Andrianatoandro, teny Tsimbazaza ny maraina, na ny jeneraly Dolin Rasolosoa, teny Anosikely ny tolakandro, fa ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny fitsipika mifehy ny Repoblika fahefatra no antony mahavory ireo parlemanteran’ny tetezamita ireo. Tsy manakana velively ny fotoam-panokafana ny fivoriana ny fampiharana ny tondrozotra, hoy ny feo heno teny Tsimbazaza fa mifanindran-dalana ireo. Samy nitodika manokana tamin’ny vahoaka Malagasy voalazan’izy ireo fa mangetaheta fiovana koa izy mirahalahy ka niantso izany vahoaka izany tsy ho taitaitra fa hampanjaka ny kolontsaina tia fihavanana sy tia firaisankina. Ny tsetsatsetsa tsy aritra tazana aloha na teny Tsimbazaza na teny Anosikely dia samy tsy niatrika ny fotoam-panokafana ity fivoriana ity ny avy amin’ny governemanta.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT