Fitsanganan’ny governemanta vaovao

“Loza ho an’ny malagasy”


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

Loza ho an’ny malagasy ny fitsanganan’ny governemanta vaovao,

hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha, Silvain Rakotondramanana, satria ny firenena mitaky, ny vondrona iraisampirenena mitaky ny atao hoe fikaonandoham-pirenena. Miankin-doha amin’ny any ivelany ny atao rehetra eto na tiantsika na tsia, hoy izy. Raha mbola tsy teraka anaty fifampiresahana izany governemanta izany, noho ny filoham-pirenena ratsy toerana na “mal élu” dia hanahirana. ¼ amin’ny malagasy mpifidy no nifidy io filoham-pirenena io. Tsy hisy fampandrosoana vanona eto ary ny tena moa mpandraharaha fa mety ho potika hatramin’ny fandraharahana eto Madagasikara raha izany no mitranga, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT