Firaisankinan’ny Tia Tanindrazana ao Boeny

Misokatra ny ivon-toerana fampiofanana nomerika


  • Alakamisy 21 Septambra 2023

Misokatra ny ivontoerana fampiofanana nomerika izay natolotry ny kandida ho filoham-pirenena sady mpampianatra,

Tahina Razafinjoelina, ho an’ny ao Mahajanga, raha ny fampitam-baovao voaray. Natomboka omaly 19 septambra 2023 maraina ny fandraisana ireo mpianatra efa tonga maro sahady, hoy ny fanazavana. Eny amin'ny QG, izany hoe foiben’ny Firaisankinan’ny tia tanindrazana na FTT Boeny ao Ambalavato no misy azy ity ary misokatra ho an'ny vahoakan'i Mahajanga tsy an-kanavaka izany. Ny tanjona dia ny hizara fahalalàna maimaimpoana ho an'ny rehetra amin'ny alalan'ny nomerika. Nahafinaritra ny fisantarana izany ka hoy ny rehetra hoe “Mankasitraka andriamatoa Tahina, misaotra FTT Boeny”, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT