Firaisa-monim-pirenena

Tafanika mihoatry ny 40 isa ireo nanamafy fanambarana


  • Talata 19 Septambra 2023

Midika ho firaisana tsikombakomba ny fahanginana manoloana ny tsy rariny,

hoy ireo firaisamonim-pirenena omaly, nanamafy ny fanambarana efa nataony. Tsy hangina izahay, hoy izy ireo. Tokony, ary tsy maintsy miverina amin'ny fanapahan-kevitra noraisiny ny HCC hisian'ny filaminana sy ho fanajana ny tany tan-dalàna, hoy hatrany izy ireo. Firaisamonim-pirenena tafanika mihoatry ny 40 isa moa no nanamafy izao fanambarana izao, raha ny angom-baovao natao.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT