Filoham-pirenena vehivavy

> Tsy mbola vonona ny Malagasy ?


  • Sabotsy 09 Novambra 2013


Tany amin’ny laharana fahenina tamin’ireo kandida nahazo isam-bato be indrindra tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany no nisy kandida vehivavy tamin’ny alalan’ny kandidan’ny Antoko Maitso Saraha Georget, izay nahazo isam-bato 203.699 (4,50%) tamin’ny vato manan-kery raha 62.652 (1,38%) ny an’ny kandidan’ny AMP (Ampela Manao Politika) Rabemanantsoa Brigitte. Toa midika io fa tsy mbola vonona hifidy Filoham-pirenena vehivavy hitantana an’i Madagasikara ny Malagasy, na teo aza ny tsy fahatomombanana vitsivitsy tamin’ny fanatontosana ny fifidianana, raha tsy hoe tsy tamin’ireo nekena hirotsaka ireo ny safidin’ny maro an’isa.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT