Politique

Fikambanan’ny ben’ny tanàna ao Bongolava Mangataka ny hialan’ny prefen’i Tsiroanomandidy


  • Zoma 06 Janoary 2023

Mahatsiaro ho mijaly ireo Ben’ny tanana any amin’ny Faritra Bongolava manoloana ny hafotsiky ny Prefen’i Tsiroanomandidy.

Raha araka ny fantatra mantsy dia diso manao tsindry hazolena sy fanamparam-pahefana loatra ity prefet ity. Diso maka vola tsy ara-drariny ihany koa hoy ny fanehoan-kevitr’izy ireo, antony namondronan’izy ireo ny heriny ka nivoahany ny tananany nitondrany sora-baventy manoloana ny prefektioran’i Tsiroanomandidy omaly. Nambaran’ireto Ben’ny tanàna ao Bongolava ireto moa fa hitohy tsy hijanona ny hetsika raha toa ka tsy misy ny fandraisana andraikitra hataon’ny Fitondram-panjakana. Nilaza ihany koa izy ireo fa efa maromaro no lasibatra ary afaka milaza mazava tsara izany olana sedrainy izany.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny hetsika nataon’izy ireo omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT