Fikambanana «Miaro ny feon’ny vahoaka»

> Nahazo tso-drano Rakotonandrasana Gilbert


  • Alakamisy 28 Novambra 2013


Nahazo tso-drano avy amin’ny vahoan’Ambalambahoaka sy ny fikambanana «Miaro ny feon’ny vahoaka» tarihany omaly, tetsy Andrefan’Ambohijanahary, ny MCT Rakotonandrasana Gilbert izay kandidà ho solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany fahefatra eto Antananarivo Renivohitra. Tao anatin’ity fivoriana notarihany ity koa izay natrehan’ny solontenan’ny mponina avy ao amin'ny fokontany 32 misy ao amin’ity Boriborintany ity koa no niarahany nijery ny olana tena mpahazo ny vahoakan’ity Boriborintany ity amin’ny ankapobeny izay voalaza fa ny olana ara-drano no lehibe indrindra amin’izany. Efa nisy volavolan-dalàna amin'ny asa ankapobeny hosahanina, hoy ity MCT ity, fa ny laharam-pahamehana no jerena haingana. Mila vahaolana haingana ny vahoaka, hoy ity zanaky ny Boriborintany fahefatra ity.

 

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT