Fifidianana ben'ny tananan'Iarivo

Nanapa-kevitra i Dadafara


  • Alakamisy 26 Septambra 2024

Tapa-kevitra ary nametraka ny antotan-taratasy filatsahan-kofidiany ho ben'ny tananan'Antananarivo teny

anivon'ny OVEC omaly hariva tamin'ny 4 ora, ny filohan'ny antoko politika RTM na "Refondation total de Madagascar", Randriamampionona Joseph Martin na Dadafara. Hanarina ny tananan'Antananarivo amin'ny alalana vina maty paika no tanjoko, hoy ny fanazavan'ity kandida ity. Vonona hiara-hiasa amin'ireo sehatra rehetra, indrindra, ny mponin'Antananarivo hampahomby ireo paikady ho tanterahina ao anatin'izany, hoy hatrany ny tenany. Niaiky moa ity kandida atolotry ny antoko RTM ity fa nanano sarotra ny fikarakarana ireo antotan-taratasy notakiana hahafahana mandray anjara amin'izao fifidianana ambara hatrany ho manakaiky vahoaka izao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT