Fifanatrehana amin’ny filoha Macron

«Ilàna fahatakarana sy fahalalana maro»


  • Alatsinainy 28 Aprily 2025

Ny fifanatrehana amin’ny filoha frantsay Emmanuel Macron dia ilàna fahatakarana sy fahalalana maro,

hoy ny mpanao politika, Hary Razafindrazaka. Tsy ahafahana miaro ny tombontsoan’i Madagasikara mihitsy, hoy izy, ny fananana zom-pirenena frantsay raha manoloana ny filohan’ny repoblikan’i Frantsa. Heverina fa mandeha ho azy ny fisainana an’izany. Raha vao mainka moa ianao avy nangataka zom-pirenena frantsay no hilaza fa hiaro ny tombontsoan’i Madagasikara dia vao mainka loza, hoy hatrany izy.
J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT