Fiarahamonim-pirenena

Miantso fitoniana


  • Alarobia 22 Mey 2024

Nisy ny antso nataon’ny solontenan’ireo fiarahamonim-pirenena hanara-maso ny fifidianana omaly.

Manentana ny mpanohana ireo kandida rehetra izy ireo amin’izao 5 andro tsy hifaranan’ny fampielezankevitra sy herinandro tsy hahatongavan’ny fifidianana solombavambahoaka izao mba ho tony mandritr’izany fampielezankevitra izany, indrindra, amin’ity resaka fametahana afisy izay matetika isehoan’ny tsy fifanajana eo amin’ireo mpifaninana ity. Miantso ireo olompirenena feno 18 taona no miakatra koa ho avy andatsa-bato ny 29 may izao. Fiarahamonim-pirenena miisa 6 dia ny Andrimaso, Miahy, ONG Aina Ravinala, Sebass group, Alluma, Miaradia moa no nifarimbona tamin’ity antso ity, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT