Fiarahamonim-pirenena

5 ireo kandida ho solontena ao amin’ny HCDDED


  • Alakamisy 28 Martsa 2024

Nivoaka omaly ny lisitr’ireo kandida Nivoaka omaly ny lisitr’ireo kandida ho

solontenan’ny fiarahamonim-pirenena eo anivon’ny Filankevitra ambony momba ny lalàna sy tany tan-dalàna na HCDDED. Miisa 5 ireo kandida, raha ny fampahafantaran’ny komity mikarakara izany fifidianana izany, ary ahitana an’andriamatoa sy ramatoa isany; Rakotonandrasana Eric Stoff, Razanakaharimanana Irène Claire Lydia, Randriamalala Robert Charly, Andriamanana Nivoarivony, Andriatsimiala Lanjaniony Hoby Sariaka. Miisa 54 kosa ireo fikambanana mpifidy. Ny 3 aprily izao kosa no tontosaina ny fifidianana, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT