Fianarantsoa

I Patrick Randriarimanana no kandida atolotry ny Kôlekitifa


  • Alatsinainy 25 Martsa 2024

Patrick Randriarimanana no kandida atolotry ny Kôlekitifa an'ny malagasy

ho solombavambahoaka ao amin'ny distrikan'i Fianarantsoa I, raha ny fampitam-baovao voaray ny sabotsy teo. Olona efa nampiseho fa mahavita azy, olon'ny asa, olon'ny fihavanana, ary ny tena zava-dehibe dia sady mpampianatra no mpahailalàna izy, hoy ny fampahafantarana fohy momba ity kandida ity. Azo antoka fa hanaja lalàna ary tena hisolo vava tokoa ny vahoaka, hoy ny isan’ireo mpitarika ity vondrona politika ity, Tahina Razafinjoelina. «Fihavanana ho an'ny fanovana. Isika izao no fanovana.», hoy ny teny filamatr’izy ireo.
J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT