Fiainam-pirenena

Handroso vahaolana ny AFK sy Natiora


  • Talata 05 Martsa 2024

Ny 5 aprily hoavy izao, izany hoe, afaka 1 volana no mikasa

hanatontosa fampahafantarana vahaolana manoloana ny fiainam-pirenena ankehitriny ny Antso fiarahamonina Kristianina na AFK sy ny antoko politika Natiora, raha ny angom-baovao voaray. Toerana iray eny Alasora no hiheritreretana hanaovana azy io, hoy ny fanazavana. Irariana mba ho tonga hanontrona izany avokoa ny solontenan’ireo herivelona rehetra eto amin’ny firenena na avy amin’ny fitondram-panjakana io na mpanohitra izany na fiarahamonim-pirenena na mpitondra fivavahana na iza na iza. Fanontaniana fototra mipetraka manomboka eto, hoy ireo mpikarakara, ny hoe ahoana no tokony ho filaharan’ny toeran’ny mpahary, ny olombelona, ny zavaboary eto amin’ity firenena ity? Ny azo antoka, hoy hatrany ny fanazavana, dia handroso vahaolana aloha amin’io fotoana io ny AFK na Antso fiarahamonina Kristianina sy ny antoko politika Natiora.
J. Mirija
Sary fanehoana
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT