Politique

Fankalazana ny 26 jona Niavaka ny tany Betafo


  • Talata 27 Jona 2023

Hafakely ny fankalazana ny fetim+pirenena tany Betafo. Ohatra ny rehetra dia nisy Afomanga teny Tatamarina ary nisy koa défilé teo anoloan'ny tranompokonolona.

Fa ny nampiavaka azy dia andro sabotsy izay nanokanan'ny kaominina ny tsena ho an'ny tantatsaha Ny ben'ny tanàna, Livasoa Randriatahinamalala izay voafidy amin'ny anaran'ny antoko Firaisankina no tompon-kevitra tamin'iity foto-drafitrasa ity. Nangotraka noho izany ny fety nohafanain'i Mamy Basta sy ny talentany. Tao ireo hira nampalaza azy mitantara ny fianana andavanandro izay laroiny hatsikana tena nampiavaka azy. Niaka-tsehatra teny Betafo koa ny mponina avy eny Mahamasina naneho fisaorana noho ny nahazoany jiro avy amin'ny Jirama. Nanatrika ity lanonana iry moa ny lehiben'ny Distrika, Ramatoa Ravaka Randrianaovo.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT