Politique

Fanja Lalaina Lazarre Ignace “Tsy mankahala olona ny Pr Zafy Albert”


  • Alakamisy 13 Oktobra 2011

Nazava ary nahitsy ny tenin'i Fanja Lalaina Lazarre Ignace, mpikambana iray ao amin’ny ankolafy Zafy Albert mikasika ilay ampamoaka nataon'ny Pr Zafy Albert farany teo iny.

 . Tsy nikendry olona ny filoha teo aloha raha nanao ireny ampamoaka ireny, hoy izy, fa ny fomba fitantanana mihitsy no tsy mety aminy. Tsy mety, hoy i Fanja Lalaina ny fitantanana taritokana izay misy ankehitriny. Tsy vao tamin'ity fitondrana ity ihany mantsy no nahitsy fiteny sy nitondra fanakianana ny Pr Zafy Albert, fa na tamin'ny fotoana nitondran'i Didier Ratsiraka sy i Marc Ravalomanana koa aza. Araka izany dia tsy tokony hifankahala fahatany ny rehetra fa hampanjaka hatrany ny fihavanana izay anisan'ny maha Malagasy antsika. Faniriany, araka izany, ny tokony hisian'ny fihaonana eo amin'ny profesora Zafy Albert sy ny filohan'ny FAT Andry Rajoelina satria izy ireo ihany no filoha mahita ny toe-draharaha mivantana eto an-toerana.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT