Fanarenana ny firenena

Hijoro ireo olompirenena tonga saina


  • Alatsinainy 22 Aprily 2024

Etsy amin’ny La Rotonde Besarety amin’ity tolakandro ity no hifamotoana ireo mpahailalàna,

olompirenena tonga saina na hoe «personnes conscientes», raha ny fampitam-baovao voaray ny faran’ny herinandro teo. Hisy ny atrikasa mitondra ny lohateny hoe "Conquête de l'Etat de droit, voie du salut/ guérison nationale", izany hoe, fikatsahana ny tany tan-dalàna, ho an’ny filaminana/fanarenana ny firenena. Hijoro ireo olompirenena tonga saina manoloana izao aretin’ny firenena izao, araka izany, no tanjona. Mahafaly anay moa, hoy hatrany izy ireo, ny hizara aminareo ny vahaolana heverina fa mety hahatongavana amin’izay fanasitranana ny firenena izay.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT