Politique

Fampielezan-kevitra senatera Minisitra indray no manao ramatahora


  • Talata 22 Desambra 2015

Manaratsy endrika ny fitondram-panjakana efa mahazo fanakianana lava amin’ny vahoaka sy ny HVM antokom-pitondrana ny fomba ratsy ataon’ireo minisitra

 

sasantsasany eo anivon’ny governemanta amin’ny ramatahora sy faneriterena ireo Ben’ny tanàna tsy maintsy hifidy lisitry ny kandidàm-panjakana amin’ny 29 desambra izao. Izay tsy manao izany, arak’io ramatahora io, dia rahonana hosoloina PDS avy  hatrany  na tsy homena “subvention” na fanampiana fanome azy ireo tsotra izao. 

Rabri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT