Fampandehanana fifidianana

« Vonona hiditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana »


  • Alarobia 15 Novambra 2023

Namoaka fanambarana ny manam-pahefana notarihin’ny Prefen’Antananarivo

Jeneraly Ravelonarivo Christian sy ny avy amin’ny mpitandro filaminana omaly, fa nih²atra nanomboka tamin’ny 12 ora alina lasa teo ny fahanginana ara-pifidianana. Nambara fa tsy azo atao ny manao fihetsiketsehana fa fahanginana tanteraka. Nambara fa voarara ny fihetsiketsehana manerana an’Antananarivo. Efa misy « arrêté » navoakan’ny Prefektiora amin’ny Prefen’ny faritra azy milaza fa tsy azo atao ny mivarotra zava-pisotro misy alikaola, raha ny fanazavana. Nisy ny fampitandremana ny vahoaka mba tsy ho roboka anatin’ny ambara fa korontana, nolazaina fa tapitra ny fihetsiketsehana manodidina ny fifidianana. Ho hentitra ny fitandroana filaminana, ary vonona hiditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana eo anatrehan’ny toe-javatra mifanohitra amin’izany, raha ny ambangovangon’io fanambarana io.
Toky R


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT