Fahataran’ny fisokafan’ny biraom-pifidianana

«Tsy tokony ho nitranga raha niomana araka ny tokony ho izy»


  • Alakamisy 30 Mey 2024

Araka ny fanazavan’ny mpampakateny ankapoben’ny CENI na ny vaomiera mahaleotena

misahana ny fifidianana, Soava Andriamarotafika, dia isan’antony maha tara ny fisokafan’ny biraom-pifidianana ny olana ara-materialy na «erreur matériel». Tamina fokontany iray, ohatra izao, hoy izy, satria raha ny tokony ho izy efa miaraka anaty fonosana iray ireo «imprimé sensible» na antotan-taratasy saropady miaraka amin’ny bileta tokana na « bulletin de vote» izay tany Afrika atsimo ary efa voamarina hoe ireto sy ireto mankatsy amin’ny fokontany izao na izao. Rehefa tonga eny anivon’ny fokontany anefa ilay izy dia mety mifamadika tampoka dia mbola mila mandamina an’izay izany. Tsy tokony ho nitranga nefa ny fahataran’ny fisokafan’ny biraom-pifidianana raha niomana araka ny tokony ho izy ilay biraom-pifidianana, hoy hatrany ity RG ity nanazava ny antony mety ho naha taraiky ny fisokafan’ireo biraom-pifidianana sasany nandritry ny fotoam-pifidianana solombavambahoaka omaly 29 may 2024.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT