Politique

Eliace Ralaiarimanana “Tantsaha no hitondra amin’ny 2024”


  • Zoma 03 Febroary 2023

Tantsaha no hitondra ny firenena amin'ny taona 2024, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Olona manan-traikefa amin'ny resaka fambolena no andrasan’ny vahoaka malagasy fatratra ankehitriny, hoy izy. Tsy maintsy handroso ny firenena rehefa ampy sakafo tsara daholo ny malagasy. Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra. Ny finoako no hanarenako an'i Madagasikara ary Andriamanitra no hanampy sy hanatanteraka izay kasaiko, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT