Politique

Eliace Ralaiarimanana «Mpitondra mpandainga no tsy mahay maka lesona»


  • Alatsinainy 24 Aprily 2023

An-kamely tokoa ny fiainana satria efa mifamitaka fotsiny, miandrandra ny ho hanina anio ary tonga mitangorona

ihany na dia tsy mankasitraka izao fitondrana izao intsony aza, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana. Ny mpitondra moa, hoy izy, mieritreritra ireto vahoaka ho bado dia misekoseko ery hoe mbola mahavory vahoaka izahay. Tantara efa nisy teto tamin’ny taona 2018 io. Ny mpitondra mpandainga no tsy mahay maka lesona. Masina ny tanindrazana, hoy hatrany izy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT