Eliace Ralaiarimanana

“Mba mambole kolontsaina fandinihan-tena!”


  • Alarobia 15 Novambra 2023

Ny fitondrana firenena dia amin'ny fahiratan-tsaina fa tsy amin'ny afetsifetsena,

hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana. Io afetsifetsen’ny mpanao politika sasany io no isany mandetika an'i Madagasikara sy tsy mampandroso ny vahoaka malagasy toy izao, hoy izy. Ry vahoaka malagasy mpiray tanindrazana, mampahatsiahy anareo hatrany aho fa izay ampy fandinihan-tena no mandroso ka fotoanany izao. Mitongava saina aby! Ry mpanao politika sasany mpiatsaravelatsihy, mba mambole kolontsaina fandinihan-tena fa tsy misy fandrosoana azo avy amin'ny fitiavan-tena raha io no atao hibaiko sy hanjaka, hoy hatrany ny tenany!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT