Eliace Ralaiarimanana

«Aza miraharaha izay SADC izany!»


  • Zoma 30 Janoary 2026

Aza miraharaha izay SADC izany

fa antsika i Madagasikara, hoy ny filohan’ny antoko politika Kristianina manao politika, Eliace Ralaiarimanana! Vitantsika, hoy izy, ny mampandroso an’io. Aleo ireo mpanao politika tsy misy hazondamosina ireo ho any amin’ny SADC any! Efa nisy kirizy firy teto izay nandraisan’ireo anjara ny fandaminana azy fa io miverina io foana. Andeha ho raisintsika ny fandaminana ny firenentsika. Fahaleovantena tena izy no andrasan’ny vahoaka. Masina Andriamanitra nanome antsika ity firenetsika ity, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT