Elia Rabevahiny

«Safidy ny an’ny mpitondra fanjakana raha hiaro Mafia»


  • Zoma 25 Jolay 2025

Tsy nahomby hatrany ireo hetsika nokasain’ny orinasa Base Toliara sy ny fitondram-panjakana

nampiadiana ny vahoakan’i Toliara, hoy ny mpanao politika, zanaky ny faritr’i Toliara, Elia Rabevahiny. Nisy ambadika fiarovana tombontsoa ho an’olom-bitsy akaiky ny ben’ny tanànan’Ankilimaliniky ny fametrahana ny Voromahery, izay nivondronan’ireo vatan-dehilahy hisahana ny fandriampahalemana tao an-toerana, hoy izy. Nokasaina hisambotra ireo olona mpanohitra ny tetikasa Base Toliara ity fikambanana ity saingy tsy tanteraka hatramin’ny farany. Ankeihitriny dia mitady fomba hampiadiana ny foko masikoro sy ny mpiray foko aminy ny tale jeneralin’ny orinasa Base Toliara, izay tombontsoa ho an’olom-bitsy no ezahina hanimbàna an’i Toliara. Safidy, araka izany, ny an’ny mpitondra fanjakana raha hiaro Mafia mpanimba firenena na hiaro vahoaka. Efa misy amin’izao fotoana ny fifampiresahana eo amin’ireo fikambanana manohitra ny tetikasa Base Toliara sy ny mpitandro filaminana tsy hisian’ny fifandonana, hoy hatrany ny tenany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT