Dr Andriamanampy Rémi Fidel

> Kandida depiote mahay mihaino ny olam-bahoaka


  • Talata 03 Desambra 2013


«Tsy voavidim-bola ny fitiavako an’Ambositra» no teny filamatry ny kandida depiote ao Ambositra, laharana faha-10 natolotry ny «Iray ny Malagasy» handreseny lahatra ny mpifidy azy. Nambarany fa mikorosofahana ny fiainam-bahoaka ankehitriny, mitombo ny ankizy tsy mianatra noho ny tsy fahazakan’ny ray aman-dreny ny karaman’ny mpampianatra, manjaka ny tsy fandriampahalemana, manana olana maro ny mpiasam-panjakana. Manana vahaolana amin’izany ity kandida sady mpitsabo namonjy ain’olona maro ity ka nampanantena fa hanamora ny fiainam-bahoaka raha lany depiote ao Ambositra. Misy ihany koa ny vahaolana avy aminy hanatsarana ireo fotodrafitrasam-pampandrosoana rehetra.

 

 

Rado

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT