Politique

Doris Rakoto Samuel “Hipoaka io aorian’ny fety, hoy i Malama”


  • Talata 06 Desambra 2022

Somary kivikivy aho, hoy ny vadin’I Mahery Lanto Manandafy na Malama, Doris Rakoto Samuel. Niteny ahy i Mahery, hoy izy.

 Aza matahotra fa niainany avy ao anatiny daholo hono ny krizy politika rehetra nisy teto Madagasikara. Efa henony be ny “ambiance de pré-crise”. Vita fety io mipoaka, hoy izy. Aleo ary aty am-ponja, hoy I Mahery, toy izay hiaina ny fanenjehana hiainan'ireo 2002 mbola malefaka. Tsy isika izao no matahotra fa ry zareo. Sady efa miady an-trano, solika mifangaro delestazy miampy vidim-piainana no hampipoaka an'io. Ary tsy misy afa-bela izany, hoy hatrany ny tatitr’ity mpampaneno lakolosy anaty tambazotran-tserasera nidoboka am-ponja ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT