Depiote Todisoa sy ny

vahoakan’Ambohimanarina Hanao « carnaval goavana be rahampitso »


  • Zoma 24 Mey 2024

Ao anatin’ny kihon-dàlana faramparany amin’ny fampielezan-kevitra isika amin’izao fotoana izao,

ka io no fotoana hanamfisan’ireo kandida ny tena heriny sy fisian’ny vahoaka ao an-damosiny. Ho an’ny etsy amin’ny Boriborintany faha-6, raikitra ny « Carnaval goavana be » ho an’ny kandida laharana faha-6 Todisoa Andriamampandry sy ny mpiray lisitra aminy rahampitso 25 may manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina. Hiainga etsy amin’ny ron’akoho Ambodimita hamakivaky ny tanànan’Ambohimanarina, izay hiarahana amin’ny bapambe. Manentana ny vahoakan’ny Boriborintany faha-6 izay tonga maro hatrany manohana an’ity kandida ity noho izany ny tena ho tonga daholo ho an’ny rahampitso, haneho izay fanohanana sy fiaraha-mientana hahatongana amin’ny poa-droa izay.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT