Depiote Ankolafy Ravalomanana Toamasina I

> Nampahafantarina omaly ny ekipan-dRtoa Mahasahy Chantal


  • Sabotsy 23 Novambra 2013


“Solombavambahoaka tena mpanao lalàna fa tsy mandany lalàna fotsiny, tena solombavambahoaka antoky ny fampandrosoana an’i Madagasikara, ary solombavambahoaka tena fototry ny fampivahanam-pirenena”, no fototra ijoroan’ireo kandida depiote avy amin’ny ankolafy Ravalomanana Toamasina I tarihan-dRtoa Mahasahy Lala Chantal sy Andrianjatovo Zakaria, izay nampahafantarina tao amin’ny trano fisakafohanana “Le Bateau Ivre” omaly izy ireo. Ankilan’ireo dia efa mitsangana ao Ambodisoanambo ny ivontoerana hikarakarana ny fampielezan-kevitra rehetra ho azy ireo, satria ny tanjona dia ny hamerina ny taona 2007 naha solombavambahoaka ny zanak’i Dada tao Toamasina izay nitondra fampandrosoana haingana ny tanànan’i Toamasina.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT