Danny Rasolofomanana

“Izahay dia manohitra ny zavatra itanay fa tsy mety”


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2023

Izahay dia manohitra ny zavatra itanay fa tsy mety, hoy ny mpandraharaha

manohana ny kandida ho filoham-pirenena laharana voalohany na n°1, Tahina Razafinjoelina, Danny Rasolofomanana. Manohitra ny zavatra itanay fa hitondra ny firenena any amin’ny lavaka mikitroka, hoy izy. Mety tsy dia mahalala politika loatra nefa mahalala kosa ny tokony ho izy na tsy izy. Matoa izahay miteny dia tsy hoe tsy fitiavana olona akory fa tsy fitiavana ny hevitra ho entiny ho an’ny firenena. Mahalala ny mety kosa anefa na izany aza, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT