Danny Rasolofomanana

“Am-pitiavana hatrany, Tahina no mety”


  • Alakamisy 28 Septambra 2023

Rehefa hijery olona tokony hitondra firenena isika dia tsotra, hoy ny mpandraharaha, Danny Rasolofomanana.

Iza izy ary inona no efa nataony sy ny lalana nolalovany tamin’ny fiainany ary aiza izy izao, hoy izy, no fanontaniana tokony apetraka? Manao ahoana ny fihetsiny eny amin’ny fiarahamonina? Izay no isan'ny antony hanohanako Tahina Razafinjoelina fa raha hisafidy fotsiny isika hoe nianatra nefa tsy nandroso akory teo amin’ny fiainany dia diso angamba izay! Nanao fanadihadihana teny amin’ny fiarahamonina rehetra teny ny ekipako ary na teo amin’ny tambazotran-tserasera ihany koa aza. Izy no mety. Am-pitiavana hatrany, hoy hatrany i Danny Rasolofomanana!
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT