Clémence Raharinirina

« Hazavao ny tsy fahitana ny PDS tsy hisian’ny kihonohono »


  • Alakamisy 22 Aogositra 2024

Hatreto dia mbola tsy nisy nahazo fanazavana mikasika ny tsy fahitana ny PDS Ramanambintana Richard

ireo mpanolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Raha araka ny fanazavan-dRaharinirina Clemence dia tamin’ny fivoriana ara-potoana mbola teo sy nanatrika izany ny PDS. Nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa kosa dia tsy teo intsony izy ary tsy nisy nahitana ny endriny intsony ireo karazana hetsika notanterahin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra. Na izany aza anefa hoy ity mpanolon-tsain’ny kaominina ity dia tsy manamarina velively ny vaovao miely eny anivon’ny tambajotran-tserasera Facebook ny tenany. Ny tompon’andraikitra no tokony handray ny andraikiny hoy izy ka hitondra fanazavana mifandraika amin’izany hisorohana ny honohono tonga any am-poto-tsofin’ny vahoaka. Eo an-daniny hoy hatrany izy dia tany tan-dalana isika. Tsy afaka mandeha irery ny Kaominina Antananarivo renivohitra fa tsy maintsy misy mpitarika.
Pati
Legende : Clemence Raharinirina, mpanolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

Hijery ny tohiny
FTT