Christine Razanamahasoa

«Manameloka ny fanimbana zaza aho»


  • Alakamisy 07 Martsa 2024

Manoloana ny trangana fanolanan-jaza izay miha mahazo vahana

amin'izao fotoana, fa indrindra ilay raharaha mahakasika ilay tovovavy vao 6 taona monja voaholana tany Imerintsiatosika, dia manameloka ny fanimbana zaza tahak'izany aho, hoy ny filohan’ny antenimieram-pirenena, Christine Razanamahasoa. Fanetriben'ny firenena ny olona manana toe-tsaina tahaka izany, hoy izy. Mirary fahasitranana aingana ho an'ilay tovovavy kely. Mitondra am-bavaka azy sy ny ray aman-dreniny hanana herin-tsaina hiatrehana an'izao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT