Politique

Brunelle Razafitsiandraofa Kandida tohanan’ireo naman’i Rosia


  • Alatsinainy 21 Aogositra 2023

Nanangana antoko politika antsoina hoe ZOTO ireo naman’i Rosia na firenena rosianina eto Madagasikara, raha ny fampitam-baovao voaray.

Io moa ilay fikambanana antsoina hoe ARM na “Les Amis de Russie à Madagascar”. Tapa-kevitra izy ireo fa handrotsaka kandida ho filoham-pirenena miaraka amin’ny antoko politika APM na Antoko Politika Madio. Ny depiote Brunelle Razafitsiandraofa no kandida tohanan’ireo naman’i Rosia ireo. Ny 25 aogositra izao no hatao ny fanambarana ofisialy momba izany ka miantso ny olona rehetra na antoko politika io na fiarahamonim-pirenena na fikambanana hiaraka aminy noho izany izy ireo, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT