Boriborintany I

> Nahazo tso-drano ara-pinoana ny kandidŕ Andry La Pie


  • Sabotsy 30 Novambra 2013


Nahazo tsodrano ara-pinoana tetsy amin’ny kianja Hery Rafalimanana Ambodin’Isotry ny kandidà solombavambahoaka Ravelojaona Andry La Pie sy ireo mpiray lisitra aminy ao amin’ny Boriborintany I omaly, tao anatin’ny fanompoam-pivavahana niraisam-pinoana niarahan’izy ireo nanome voninahitra an’Andriamanitra niaraka tamin’ireo mpomba azy nentina nisantatra ny fampielezankevitra. Ela ny ela, hoy ny mpitandrina nitarika ny fotoana, fa izay vao hisy liona mahery hiakatra ny Lapan’i Tsimbazaza eny ka hampandositra ny mpanao ratsy rehetra ary hanao tongotra an-katoka hatramin’ny sokatra ao anatin’izany. Ilay hetsika “Diaben’ny firaisankina” hanodidina an’ity Boriborintany ity no hanohizan’ity kandidà ity ny fampielezan-kevitra ataony.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT