Politique

Ben'ny tananan’i Tolagnaro Hanao fetim-pandresena mandritra ny telo andro


  • Alarobia 02 Desambra 2015

Hiara-kifety amin'ny vahoakan'ny Kaominina ambonivohitr'i Tolagnaro ny Ben'ny tanŕna Mamy Georges Randrianaina sy ireo komity mpanohana azy tamin’ny fifidianana

 

. Hateloana ny  03, 04 ary 05 desambra no hanatanterahana izany. Hatomboka amin’ny fiaraha-mivavaka ny hetsika, hitohy amin’ny lanonana lehibe iarahana amin'ny tarika Black Nadia, izay mpanakanto zanaky ny faritra rahateo. Lanonam-bahoaka no hamaranana azy ho an'ireo kartie 11 ao Tolagnaro. Amin’ny 14 desambra 2015 kosa no hotontosaina ny fametrahana amin'ny fomba ofisialy ireo Ben'ny tanàna 29 ao amin'ny Distrikan'i Tolagnaro.

OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT