Baomiavotse Vahinala Raharinirina

Nitsodrano ny minisitry ny tontolo iainana vaovao


  • Talata 16 Janoary 2024

Fomba tena Malagasy sy feno fanajana ny Zandry mitsidika zoky,

hoy ny minisitry ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy teo aloha, Baomiavotse Vahinala Raharinirina. Mirary ny tsara sy ny soa ho anao aho, hoy izy, mantsy ny minisitry ny tontolo iainana vaovao tanora vao herotrerony, Max Andonirina Fontaine. Mirary fahombiazana tanteraka ho an'ny sehatra mahasarotiny mafy antsika. Iankinan’io tranobe iombonana io ny zava-drehetra. Manana traikefa goavana tany an-kianja ianao na dia tanora dia tanora aza. Tariho anaty valan’ny fanjakana izy ireny mba hampisandratra antsika! Omeo sofina ihany koa anefa ireo teknisiana ao anaty ministera fa maro olombelona mahay ao! Alefa ry taranaka mpanarina, hoy hatrany ity minisitra teo aloha ity!
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT