Politique

Antsirabe Fo miara-mitempo amin'i Tahina Razafinjoelina


  • Alatsinainy 14 Aogositra 2023

Tahaka ny tao Fianarantsoa ihany dia feno hipola ny toerana nifampiresahan'i Tahina Razafinjoelina tamin'ny

vahoakan'Antsirabe faritra Vakinankaratra omaly alahady. Tsy maintsy mifanome tanana, miray hina isika hanavotra ny firenena hoy izy.Aza miandry fanovana fa isika izao no fanovana.Vina tsotra, mazava ary azo tanterahina tsara ny antsika hoy izy, tsy mampanonofy fa manome paikady hahatafita ny tsirairay.Ny olombelona, ny Malagasy no harena voalohany ho an'i Madagasikara, isika no hampandroso ity tanindrazantsika ity ao anatin'ny Firaisankina, hoy Tahina Razafinjoelina.
RTT 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT