Politique

Antsalova Omby halatra 80 saron’ny polisy


  • Sabotsy 24 Oktobra 2015

Omby miisa 80, dahalo roa sy basim-borona roa no azon’ny polisim-pirenena avy ao amin’ny kaomisarian’Antsalova ny talata 20 oktobra lasa teo.

 

 

 Miditra  an-tsehatra  amin’ny fanenjehana ireo dahalo  koa ankehitriny ny polisim-pirenena any amin’ireny  distrika lavitry ny  renivohitra  ireny. Noho  izany indrindra dia manao antso amin’ireo  izay very  omby rehetra manodidina ny distrikan’Antsalova mba  ho tonga  ao amin’ny  kaomisarian’ny  polisy  ao Antsalova miaraka amin’ny  taratasin’ombin’izy ireo  mba  ahafantarana izay  tompon’ireo omby 80 ireo. Ny  alarobia hifoha alakamisy  teo kosa  indray dia  omby 54 no  lasan’ny  dahalo  tao Antsalova  ihany ka ity indray dia ny borigadin’ny  zandary  any an-toerana no nandray  an-tanana ny raharaha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT