Politique

Antoko politika « Ny Fireneko » Ampahafantatra ny vinam-piarahamoniny


  • Alatsinainy 03 Aprily 2023

Ny alarobia izao no ampahafantatra ny vinam-piarahamoniny etsy Antaninarenina ny antoko politika « Ny Fireneko ».

Fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny vinam-piarahamonina vaovao ary ny teti-panorona entina hampandrosoana ny firenena manoloana izao zava-misy iainana ankehitriny eto Madagasikara izao no ho atao amin’io, hoy ny fanazavana. Araka ny fampahafantarana nataony andro vitsy lasa izay moa, dia ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha sady mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary, no voafidy hitarika ity antoko ity. Hatreo indray izany, hoy izy, aloha ny maha mpandinika sy mpamakafaka fa efa mpisehatra politika izao ny tena.
Legende : Paul Rabary, no mpitarika ny antoko « Ny Fireneko »
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT