Antoko politika Kintana

Handray anjara amin’ny fifidianana


  • Alakamisy 29 Febroary 2024

Nisy ny fivoriana nataon’ny antoko politika Kintana, tarihin’ny filohany,

Tabera Randriamanantsoa, omaly. Tapaka tao anatin’izany, raha ny fampitam-baovao voaray, fa handray anjara amin’ireo fifidianana hoavy dia ny solombavambahoaka sy kaominaly izy ireo. Hiaradia amin’ny vondrona politika Firaisankinan’ny malagasy kosa ny antoko. Ny antoko Kintana moa izay tsiahivina fa isan’ireo mivondrona anatin’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

  • TSIAHIN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

TOLONA- TANORA GEN Z

  • Politika ampiharina
  • Zoma 02 Oktobra 2026

eny anivon'ny Minisitera

  • Alain Mahavimbina
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

« Aza mifanilika, ilaina ny tanora,

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

Hijery ny tohiny
FTT