Politique

Antoko Demokraty Kristianina Ny sabotsy izao no kaongresy


  • Zoma 20 Janoary 2023

Ny sabotsy 21 janoary 2023 izao no hanatontosa ny kaongresiny amin’ity taona ity ny antoko politika demokraty Kristianina na PDCM (Parti démocrate Chrétien de Madagascar).

Eny Antsalovana moa no hanatontosana izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Manasa ireo namana mpanao politika rehetra sy avy amin’ireo antoko hafa koa hanotrona izany, hoy ny filohan’ity antoko ity, Rapetera Désiré. Mazava ho azy fa io fotoana io koa no hanehoan’ny antoko ny heviny sy ny fepetra ho raisiny manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT