Politique

Antoko Ava “Tsy tokony hilatsaka mihitsy ny filoham-pirenena”


  • Zoma 27 Aprily 2018

Mivoatra hatrany ny toe-draharaham-pirenena ary na ny antoko politika vao niorina vao haingana toy ny Antokom-BAhoaka Malagasy (AVA) aza dia nilaza fa hevitra ny hoe tokony hametra-pialana ny filoham-pirenena ankehitriny.

Amin’ny maha demokraty anay, hoy ny filohan’ity antoko ity, Herintsoa Danny Rahobison, dia lojika ny hoe ny mpitondra niakatra teo amin’ny fitondrana tamin’ny alalan’ny savorovoro dia tsy maintsy hiady hatramin’ny farany. Noho izany, tsy tokony hilatsaka mihitsy izy.  Tsy vao ireny tamin’ny sabotsy ireny ihany no maty tamin’ity fitondrana ity fa betsaka no matin’ny tsy fandriampahalemana sy fahantrana ary tsy fahasalamana.

J. Mirija


 

 

 

 

 

 

                                                                                     

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT